txy_jdg_text_reg/10/08.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 8Namotiky vo napahory gny vahoakin'Israely ereo tamizay tao zay, dra napahorin'ereo nandrisy gny valo ambiny folo tao gny vahoakin'i Israely aby ze tagny andafin'i Jordana tagny amigny tanin'ireo Amorita, ze agny Gileada. \v 9Dra gny nisaky an'i Jordana ba hialy tamin'i Joda, tamin'i Benjamina, dra tamigny akohonan'i Afraima reo Amorita, ba hapasiaky fatrasy an'Israely.