txy_jdg_text_reg/10/06.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 6Nagnapy gny rasy ze nataon'ereo teo amason'i Yaveh gny vahoakin'i Israely dra nanopo reo Bala, reo Astarta, reo zagnaharin'i Arama, reo zagnaharin'i Sidona, reo zagnaharin'i MOaba, reo zagnahary gny vahoakin'i Amona, dra reo zagnaharin'i Filistina. Nagnenga an'i Yaveh ereo dra sy nanopo anazy sasy. \v 7Nirehisy tamin'i Israely gny haorian'i Yaveh, dra naviliny teo atagnan'ireo Filistina vo teo atagnan'ireo Amonita ereo.