txy_jdg_text_reg/09/44.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 44Nanafiky dra namepy gny filira teo amigny vavahadin'ny tana i Abimeleka vo reo atoko nindray taminazy. Reo atoko ro hafa dra nanafiky an'ireo aby tagny asaha dra namono anazy reo. \v 45Nialy hagnodidy gny tana aby tamin'izay tontolo andro zay i Abimeleka. Nambabo gny tana izy, dra nahafaty an'ireo vahoaky zay tao ami'zay. Nirobahiny gny mandan'ny tana dra nandrarahany sira zay.