txy_jdg_text_reg/09/36.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 36Gny fa hitan'i Gala reo lelahy, dra hoy izy tamin'i Zebola ho: "Ireo, misy olo mizoso boak'agny atapo-kavoa!" Hoy Zebola taminazy ho: "Manahaky gny olo gny fahitanao reo aloky eo amigny havoa." \v 37Dra nizaka ndraiky i Gala dra nanao anizahoky ho: "Ireo, misy olo mizoso eo agnevonigny tany, dra misy atoko raiky avy eo amigny hazo terebitan'ireo panondro."