txy_jdg_text_reg/09/26.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 26Dra avy nindray tamin'ireo havany i Gala zanak'i Ebeda dra nagnagny Sekema. Nana fitokisa taminazy gny pitarik'i Sekema. \v 27Niboaky tagny asaha izy reo dra nagnoro voaloboky avy tao amigny tani-voloboky, dra nihisakisahiny zay. Nanao firavoravoa tao atragnon'ny Zagnahariny izy reo, zay nihinanan'izy reo vo ninomany, dra nagnozognan'izy reo an'i Abimeleka.