txy_jdg_text_reg/09/01.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 1Nagnagny amigny havan-dreniny tagny Sekema i Abimeleka zanak'i Jerobala dra nizaka tamin'ereo vo gny fianakaviam-benigny akohonan-dreniny aby ho: \v 2"Ba zakao re izao, ba ho renigny pitariky aby ao Sekema: 'Ino gny mety kokoa amindrareo: Mana gny zanak'i Jerobala fitopolo lahy hanapaky eo amindrareo, sa raiky avo gny manapaky eo amindrareo?' Sarovy fa nofo aman-drandrareo zaho."