txy_jdg_text_reg/08/29.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 29Jerobala, zanadahin'i Joasy, nandeha dra nipetraky tao atragnony. \v 30Nanagnanaky fitopolo lahy ze taranany i Gideona, akory maro valy izy. \v 31Gny valisindrony, ze tao Sekema, dra niteraky zanadahy taminazy koa, dra Gideona nagnome anazy gny agnara ho: Abimeleka.