txy_jdg_text_reg/08/26.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 26Gny lazanigny kavim-bolamena ze nangatahiny dra sekely volamena 1. 700. Izay fandobaha zay dra niapy gny ravaky sarim-bola-sinana, reo firavaky, gny akazo volomarasy ze nanovan'ireo pazakanigny Midiana, dra niapy gny ravaky ze nagnodidy gny vozonigny ramevan'ereo.