txy_jdg_text_reg/08/22.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 22Hoy gny lelahin'Israely tamin'i Gideona ho: "Manapaha anay__hanao, gny zanadahinao, dra gny zafikelinao lahy__akory hanao gny nagnavosy anay teo amigny tagnan'i Midiana." \v 23Hoy Gideona tamin'ereo ho: "Sy hanapaky andrareo zaho, na gny zanadahinao koa aza dra sy hanapaky andrareo. Fa Yaveh gny hanapaky andrareo.