txy_jdg_text_reg/06/13.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 13 Hoy Gideona taminazy: "Indrisy, ry topoko, raha momba anay i Yaveh, nagnino gny mitranga izao aby zao? Eza reo asa mahagaga ze nizakanigny razanay taminay, tamin'ereo nizaka ho: "Sy ninday anay niaraky boak'agny Egypta ra i Yaveh?' Nefa amizao dra fa nahafo anay dra nanolosy anay teo atagnan'i Midiana i Yaveh."