txy_jdg_text_reg/06/07.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 7Gny nitoka matrasy an'i Yaveh gny vahoakin'Israely nohon'ny amin'i Midiana, dra nandefa paminany ho an'ny vahoakin'Israely i Yaveh. Hoy gny paminany tamin'izy reo ho: \v 8Izao gny zakan'i Yaveh, Zagnaharindr'Israely: ''Ninday andrareo niakasy avy tany Egypta zaho; ninday andrareo niboaky avy tao amigny tragno fagnandevoza zaho.