txy_jdg_text_reg/05/03.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 3Mitenoa, handrareo pazaka! Mifatoha, handrareo pitariky! Izaho, izaho dra hihira ho an'i Yaveh; hihira fidera ho an'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely zaho. \v 4Yaveh, gny fa nandeha boak'agny Seira hanao, gny fa nandeha boak'agny Edoma hanao, dra nihorohoro gny tany, dra nihovisovisy koa gny lagnisy; dra gny raho nandasaky rano avo koa.