txy_jdg_text_reg/03/01.txt

1 line
485 B
Plaintext

\v 1 Dra Yaveh namela firenena reo ba hisapa an'i Israely, zay ho gny olo aby tagny Israely zay sy nana traikefa tamy aly dra nialy tagny Kanana.\v 2 (Nanao anizay izy a hampianary aly an'ireo taranak'Israelita vaovao ze bo sy nahalala anizay teo aloha).\v 3 Tahoky aby reo firenena :reo Pazaka dimy laha tamin'ireo Filistina, reo Kananita aby, reo Sidoniana, dra reo Hivita zay mony tagny amin'ireo Tendrombohisy Libanona, hatramy Tendrombohisy Bala-hermona ka hatragny Lalana Hamata.