txy_jdg_text_reg/02/14.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 14 Nirehisy tamin'Israely gny hahorian'i Yaveh, dra nomeny an'ireo mpanafiky zay nangalasy gny fanagnan'ereo taminazy ereo. Naviliny ho andevo reo ze voata tamy heriny fahavalo magnodidy anazy reo, ba sy hahafahan'ereo sasy miaro gny vatany amin'ireo fahavalony.\v 15 Na teza na teza nandehanan'Israely nialy, gny tanan'i Yaveh dra nanohisy anazy reo ba handresy anazy reo, araky gny nianianany tamin'ereo dra tao agnatiny fahoria mandaginy anereo.