txy_jdg_text_reg/18/30.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 30Natokanigny vahoakin'i Dana ho anereo gny sary raha voasokisy. Jonatana zanak'i Gersoma, zanak'i Misesy, izy vo reo zanadahiny dra samby pisoronigny fokonigny Danita hatramigny andro nahazoa gny tany. \v 31Dra nanopo gny sary raha voasikosy ze nataon'i Mika ereo nandrisy gny fotoa naha tao silo gny tragnon'Agnahary.