txy_jdg_text_reg/17/10.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 10Dra hoy i Mika taminazy: "Mizanogna eto aminahy, dra aoky hanao ho baba vo ho pisoro hoanahy. Hameko sekely volafosy folo isa-tao, akazo, dra gny sakafonao hanao." Ko dra nilisy tao atragnony gny Levita. \v 11Dra nahafaty anigny Levita gny hipetraky miaraky amin-drahalahisy, dra ho an'i Mika dra avy manahaky gny raiky amireo zanadahiny gny tovolahy.