txy_jdg_text_reg/17/03.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 3Naheriny tagny amigny reniny gny sekely volafosy 1.100 dra hoy gny reniny taminazy: "Hataoko ho an'i Yaveh ty volafosy tihoky, fa hamboasy sary rahavoasokisy vo sary raha an-idina gny zanadahiko. Dra amizao, dra aheriko aminao tiky." \v 4Gny fa naheriny tamigny reniny gny vola, dra nangalaky sekely volafosy rozato gny reniny dra nameny reo panefy vy ze nanao anireo ho sary raha voasokisy vo an'idina zay, dra napetraky tao atragnon'i Mika reo.