txy_jdg_text_reg/17/01.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 1Nisy lelahy raiky tagny amigny tany havoan'i Efraima, dra Mika gny agnarany. \v 2Hoy izy tamigny reniny: "Gny sekely volafosy 1.00 ze nalany taminao, manakasiky gny ozo nizakanao, ze reoko__ingo etoana! Mana volafosy zaho aminahy atiky. Izaho gny nangalasy anizay." Dra hoy gny reniny: "Ho tahin'i Yaveh anie hanao, ry zanako!"