txy_jdg_text_reg/16/25.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 25 Fa gny nakalaza ereo,dra hoy izy reo ho:''Tokavo i Samsona , ba hampihomehy asika.''Nitoka an'i Samsona hiboaky gny tragnomezy ereo dra nampihomehy anazy reo. Nataon'ereo nisanga teo agnelagnelan'ireo andry izy.\v 26 Hoy i Samsona taminigny zazalahy ze nitata gny tagnany ho:''Angao zaho ba hikasiky reo andry zay manohy gny tragno lahibe, ba hahafahako miatehisy amin'ereo.