txy_jdg_text_reg/16/08.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 8 Dra ninday taly vaovao fito zay sy bo namainina ho an'i Delila reo mpanapak'ireo Filistina, dra nifaheny tamin'ireo Samsona.\v 9 Dra nana lelahy mivony am-pahangina , ze niamby tao amy efitragnony agnatiny izy. Hoy izy taminazy ho:''Eo aminao reo Filistina, ry Samsona!''Nefa nitapahiny manahaky gny tali-foly mikasiky afo reo taly. Ka sy fatasy zay siambaratelony tazany.