txy_jdg_text_reg/15/19.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 19Nagnasaraky gny toera babangoa ze tagny Lehy dra nisy rano niboaky. Gny fa nino izy, dra nihery gny heriny dra velombelo ndraiky izy. Ko tonokany ho En-Hakore gny toera, dra izay dra agny Lehy mandrak'androany. \v 20Nisara an'Israely nandrisy gny ropolo tao i Samsona tamigny andron'ireo Filistina.