txy_jdg_text_reg/08/20.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 20Hoy izy tamin'i Jatera (lahimatoany) ho: "Misangana dra vonoy ereo!" Fa gny tovolahy sy nagnasoaky gny sabasiny fa natahosy, akory bo lelahy masaiky izy. \v 21Dra hoy Zebaho vo Zalmona ho: "Misangana hanao dra vonoy izahay! Fa araky gny toesy gny olo avo gny heriny." Nisanga Gideona dra namono an'i Zehaba vo Zalmona. Nalany avo koa gny ravaky sarim-bola-signana ze teo ambozonigny ramevan'ereo.