txy_jdg_text_reg/07/24.txt

1 line
657 B
Plaintext

\v 24Dra nagniraky pinday hafasy nanera gny tany havoan'i Efraima aby Gideona, nanao anizahoky ho: "Mandehana mizoso hanohisy gny Midiana dra araho maso gny onin'i Jordana, hatragny Beti-bara, ba hapisahara anereo." Dra nindray nivory gny lelahin'i Efraima aby dra nagnara-maso reo rano, hatragny Beti-bara vo gny Reniranon'i Jordana. \v 25Voasambos'ereo gny andrianigny Midiana ro, Oreba vo Zeba. Nivonon'ereo tagny amigny vatolapin'i Areba i Oreba, dra nivonon'ereo tagny amigny famiazam-boalobok'i Zeba i Zeba. Dra nagneziky gny Midiaa ereo, dra nandesin'ereo teo amin'i Gideona gny lohan'i Oreba vo i Zeba, ze tagny amigny lafiny raiky hafan'i Jordana.