txy_jdg_text_reg/02/20.txt

1 line
614 B
Plaintext

\v 20 Nirehisy tamin'i Israely gny hahorian'i Yaveh;hoy Izy:''Satria itio firenena itio dra nandrava reo zaka fanekeko zay napetrako ho an'ireo razany-satria sy niteno gny feoko ereo-\v 21 Zaho, manombok'izao, dra sy handroaky eo anoloan'ereo na raiky amin'ireo firenena zay nangan'i Josoa fa gny maty izy.\v 22 Hanao anizay zaho ba hahafahako misapa gny Israely, na hitandry gny lalan'i Yaveh vo handeha amin'izay ereo na haha, manahaky gny nitandremany razan'ereo zay.''\v 23 Zay gny antony nagnangan'i Yaveh reo firenena reo vo sy nandroahany anazy reo malaky tao dra nagnomezany anazy reo teo an-tanan'i Josoa.