\v 21Dra gny azelin'i Yaveh nanizisy gny tendronigny tahy tamigny tagnany. tamizay gny nikasihany gny hena vo gny mofo sy misy masirasira; nisy afo niakasy boak'ao amigny vatolapy dra nandevo gny hena vo gny mofo sy misy masirasira. Boak'eo dra lasa gny azelin'i Yaveh dra sy nahita anazy sasy i Gideona.