\v 11Dra Hebera ( gny Kenita) nisaraky tamireo Kenita_taranak'i Hobaba ereo (rofozan-dahin'i Mosesy) _dra nagnory gny lainy teo amigny terebita tagny Zananima agnilan'i Kadesy izy.