\v 12Nataon'i Mika ho anigny adidy masy gny Levita, dra lasa pisorony gny tovolahy, dra tao atragnon'i Mika. \v 13Dra hoy i Mika: "Fataso amizao fa hanao soa ho anahy i Yaveh, akory lasa pisoroko ty Levita tihoky."