auto save
This commit is contained in:
parent
7b5cea9e99
commit
f32768aefd
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9Namozy andrareo teo amigny tanan'ny Egypitiana, vo teo amigny tanan'ereo aby zay nahaory andrareo zaho. Nandroaky anazy teo alohandrareo, vo nagnome gny taniny ho
|
||||
\v 9Namozy andrareo teo amigny tanan'ny Egypitiana, vo teo amigny tanan'ereo aby zay nahaory andrareo zaho. Nandroaky anazy teo alohandrareo, vo nagnome gny taniny ho andrareo zaho. \v 10Hoy izaho tamindrareo ho: ''izaho gny Yaveh Zagnaharindrareo; nandidy andrareo sy hanopo gny Zagnahariny gny Amorita, agny amigny tany hitobohandrareo zaho''
|
Loading…
Reference in New Issue