auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-31 15:15:40 +02:00 committed by root
parent 9e568e2ef2
commit dfd0994aa5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23Nataonigny vahoakin'i Benjamina zay. Nalan'ereo tamireo zaza apela nisizaky gny isanigny valy ze
\v 23Nataonigny vahoakin'i Benjamina zay. Nalan'ereo tamireo zaza apela nisizaky gny isanigny valy ze nalan'ereo dra nandesin'ereo ho valiny ereo. Lasa ereo dra nihery tagny amigny toeran-dovan'ereo. Nahoron'ereo ndraiky gny tana vo nipetraky tao amizay. \v 24Dra nagnenga anizay toera zay dra nandeha noly gny vahoakin'i Israely, samby agny amigny foko vo gny fianakaviany