auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-31 12:55:33 +02:00 committed by root
parent d8225617b3
commit 942bf22f7e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Fa gny hitako fa sy namo
\v 3 Fa gny hitako fa sy namozy anahy ianao, dra napetrako tamy tazako manotolo gny fianako dra namakivaky gny vahoakin'i Amona zaho, ka nomen'i Yaveh anahy gny fandrese. Nanao akory ianao gny avy hiali aminahy amizao?\v 4 Nampivorin'i Jefta niaraky gny lelahy aby tao Gileada ka nialy tamin'i Efr