auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-31 12:55:33 +02:00 committed by root
parent e05c4a368b
commit 1b901a9450
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Fa gny nandefa mpinday hafasy ho agny amy Pazakan'i Edoma i Israely, nanao ho:'Miangavy ra ba angao zahay handalo eo amy tanindrareo,'dra sy niteno gny pazakan'i Edoma. Nandefa mpinday hafasy tagny amy pazakan'i Moaba avo koa izy reo, fa nanda izy. Noho zay dra nizano tao Kadesa i Israely.\v 18 Dra nandeha tagny an'efisy ereo dra nivily agny tanin'i Edoma vo gny tanin'i Moaba, ka nandeha nagnaraky gny morony asignanany tany Moaba
\v 17 Fa gny nandefa mpinday hafasy ho agny amy Pazakan'i Edoma i Israely, nanao ho:'Miangavy ra ba angao zahay handalo eo amy tanindrareo,'dra sy niteno gny pazakan'i Edoma. Nandefa mpinday hafasy tagny amy pazakan'i Moaba avo koa izy reo, fa nanda izy. Noho zay dra nizano tao Kadesa i Israely.\v 18 Dra nandeha tagny an'efisy ereo dra nivily agny tanin'i Edoma vo gny tanin'i Moaba, ka nandeha nagnaraky gny morony asignanany tany Moaba dra nitoby tao amy gny hilan'i Arnona.Fa sy nandeha nagnagny amy faritanin'i Moaba izy reo, satria sisin-tanyin'i