txy_jdg_text_reg/06/11.txt

1 line
372 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-30 17:24:42 +00:00
\v 11dra avy gny azelin'i Yaveh dra nitoboky teo ambanin'ny hazo terebinta tao Ofra, zay an'i Joasy (gny Abiezrita), gny nagnasaraky gny vary tamigny fiveleza zay tamigny tany, teo a,igny famiazana divay i Gideona, zanak'i Joasy_ba hagnavonia zay ami'reo Midianita. \v 12Niboaky taminazy gny azelin'i Yaveh dra nizaka taminazy ho: ''Momba anao i Yaveh, ry pialy mahery!''