txy_jas_text_reg/03/15.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 15 Zay dra sy fahendrena ze nizoso bak'agny agn'abo.Fa avy amigny tany ,gny sy ara-pagnahy , gny devoly zay. \v 16 Fa agny amin'izay misy fialogna sy fagniria-daza, dra misy fifanjevona vô fanaova gny rasy aby. \v 17 Fa gny fahendrena bak'agny agn'abo dra malio aloha , Bak'eo feno fiadana , malemy fagnahy m mihevisy gny hafa ,feno famindram-po vô vokasy soa , sy malemy , dra sotra . \v 18 Gny vokasy gny fahamarigna dra voafafy am-piadana eo agnevon'ereo ze mapihava.