txy_jas_text_reg/04/15.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 15 Fa dra , tokony hizaka amindrareo hô : '' Raha sitraky gny Topo, dra ho velo isika dra hanao agn'isy na hanao anindrahôky. ''\v 16 Fa amizao andrareo dra mirehareha amin'ereo tetiky boaboa. Gny fireharehany aby mitovy dra rasy. \v 17 Ka ho an'izay mahay aby manao gny soa nefa sy manao anizay ,dra ôry ho anazy .