txy_jas_text_reg/04/04.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 4 Andrareo ry pizangazanga! Moa sy fatasindrareo se fa gny fisakaizana amin'izao totolo zao dra fandrafia manohisy an'Agnahary? Koa dre iza dre iza te -ho sakaizan'izao rotolo zao dra manao gny vatany ho fahavalon'agnahary. \v 5 Sa andrareo se mieriserisy fa gny Sarosy Masy dra mizaka raha- fahatany hô:'' Gny fagnahy ze nataony niania tao amisika dra saro-piaro loasy''?