txy_jas_text_reg/04/01.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 1 Bak'eza gny niavian'ereo aly vô reo fifandira eo aminereo? Moa se reo sy avy amigny fagniriandrareo ze mialy amigny pikamba eo agnevondrareo? \v 2 Magniry andrareo ,nefa sy mana .Mamono vô magniry andrareo , nefa sy afaky gny ahazo. Mialy vô mifagnakany andrareo . Sy mana andrareo satria sy mangataky .\v 3 Mangataha andrareo nefa sy mahazo satria rasy fangataky , bâ ahafahandrareo mapiasa anizay ho amigny fagniriandrareo.