txy_jas_text_reg/02/05.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 5 Mitenoa , ry rahalahy malalako ,sy fa nofilin'Agnahary se gny mahatran'izao totolo zao bâ hanakarena amigny finoa vô bâ ho pandova gny fazakana ze napanatenana reo ze tia Anazy ? \v 6 Fa andrareo dra nangalaky baraka gny mizaly ! Moa sy ereo gny mapahôry andrareo ? Moa sy ereo se gny mitariky andrareo ho eo amigny fisarana ? \v 7 Moa sy ereo seky gny magnarasy gny agnara soa ze andrareo?