\v 12 Noho zay mizaka vô manova mitovy amy ze ho sara amigny lalagn'gny fahafahana.\v 13 Fa gny fisara dra avy sy misy famindram-po amin'ereo ze sy naharé famindram-po.Dra gny famindram-po dra mandresy gny fisara.