txy_heb_text_reg/07/25.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 25Noho izay izy avo koa dra afaky mamozy tateraky reo ze magnato an'Agnahary amigny alalany, akory izy dra miay avo ba hagnelagnela ho anereo. \v 26Fa gny pisorombe manahky anizay dra mety ho asika. Izy dra sy mana-pahota, sy mana-signy, malio, nisarahy tamireo panota, dra lasa agnabo noho reo lagnisy.