txy_heb_text_reg/07/04.txt

1 line
574 B
Plaintext

\v 4Atio gny halahiben'io lelahy io. Gny razambesika Abrahama dra nagnome gny apahafolon'ireo raha ze azony tamigny aly. \v 5Amigny lafiny raiky. reo zanadahin'i Levy ze mitakasy gny fisora dra mana baiko boak'amigny lala ba hamory gny apahafolo-karena boak'agny amireo olo, izay dra, boak'amin'ireo rahalahin'ereo, na izay aza ereo, avoko, dra avy amigny vatan'i Abrahama. \v 6Fa amigny lafiny raiky, Melkizedeka, ze sy voasorisy boak'amin'ereo gny taranany, dra nitakasy apahafolo-karena boaka amin'i Abrahama, dra nagnome so-drano anazy, gny raiky ze nana reo fapanatena.