txy_heb_text_reg/07/01.txt

1 line
567 B
Plaintext

\v 1Melkizedekaizay, pazakan'i Salema, pisoron'Agnahary faratapony, ze nifera tamin'i Abrahama gny fa nihery boaky nandresy reo pazaka dra nitahy anazy. \v 2Izy gny namen'i Abrahama gny apahafolonigny raha aby. Gny agnarany ho "Melkizedeka" dra midika ho "pazakanigny fahamarigna." Gny agnarany hafa dra " pazakan'i Salema," izay dra: "Pazakanigny fuiadagna." \v 3Izy dra sy mana-baba, sy manan-dreny, sy mana razambe, dra sy mana fiatombohan'ireo andro reo vo sy mana fiafaranigny fiegna. Fa koa, mitovy amigny Zanan'Agnahary izy, akory mitoby ho pisoro mandrakizay.