txy_heb_text_reg/01/06.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 6Dra gny fa ninday gny lahimatoa teto amin'izao totolo izao Zagnahary, dra nizaka Izy ho: "Reo azelin'Agnahary aby dra sy maisy midera anazy." \v 7Momba reo azely dra nizaka Izy ho: "Izy gny raiky nanao reo azeliny ho fagnahy, dra reo panopony nataony lelan'afo."