txy_heb_text_reg/11/23.txt

1 line
600 B
Plaintext

\v 23Tamigny finoa Mosesy, gny teraky izy, dra navonin'ireo ray aman-dreniny nandrisy gny telo vola akory hitan'ereo fa zaza soa izy. Ay natahosy gny didinigny pazaka ereo. \v 24Tamigny finoa Mosesy, tafaranigny nahalahibr anazy, gny nanda gny hitokava anazy ho zanadahinigny zanakapelan'i Farao, \v 25Fa koa, nisafidy gny hizaly niaraky tamigny vahoakin'Agnahary izy, toy izay hotia reo fahafinaretanigny fahota mandrisy gny fitoa sy apy. \v 26Nizaka izy ho gny fahafaham-baraka amigny fagnaraha an'i Kristy dra harena lahibe noho reo haren'i Egypta. Akory napifatoky reo masony tamigny valisoa izy.