1 line
338 B
Plaintext
1 line
338 B
Plaintext
\v 10"Tagny amboloahany, ry Topo, Ianao gny namoro gny fotosy gny tany. Reo lagnisy dra asanigny tagnanao. \v 11Ho levo ereo, fa Hanao hanohy. Ho rota manahaky gny tapa-damba ereo. \v 12Hamorisy anereo manahaky gny fekazoa hanao, dra hova manahaky gny poti-damba ereo. Fa hanao dra manahaky anizay, dra gny taonao dra sy hana-pahatapera." |