\v 38Gny oloko mary dra hivelo amigny finoa. Raha mihemosy izy, Izaho dra sy ho faly aminazy." \v 39Fa isika dra sy agnisan'ireo ze mihemosy ho amigny faharava. Fa koa, isika dra agnisan'ireo ze mana finoa ho amigny fahazoa gny fagnahisika.