txy_heb_text_reg/01/10.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 10"Tagny amboloahany, ry Topo, Ianao gny namoro gny fotosy gny tany. Reo lagnisy dra asanigny tagnanao. \v 11Ho levo ereo, fa Hanao hanohy. Ho rota manahaky gny tapa-damba ereo. \v 12Hamorisy anereo manahaky gny fekazoa hanao, dra hova manahaky gny poti-damba ereo. Fa hanao dra manahaky anizay, dra gny taonao dra sy hana-pahatapera."