txy_heb_text_reg/12/27.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 27 Ireo zaka reo, " Indray mandeha koa", dra midika gny famindra reoraha ze afaky hozongozogny, izay dra raha ze nohary, ba hitoby reo raha ze sy azo hozongozogny. \v28 Noho izay, akory mitakasy fazaka ze sy azo hozongozogny, dra aoky ho pakasitraky isika dra amizay fomba izay dra hidera an'Agnahary apagnaza fatrasy vo ami-tahosy. 29Fa gny Zagnaharisika dra afo mandevo.