txy_heb_text_reg/12/14.txt

1 line
623 B
Plaintext

\v 14Magnezeha fiadagna miaraky amigny olon'aby, dra gny fahamasigna avo koa ze sy hahitan'iza iza gny Topo raha sy miaraky amizay. \v 15Mitandrema ba sy hisy na iza na iza sy hana gny fahasoavan'Agnahary, dra sy hisy afaky gny faharariny, mitombo hiteraky korota, ba sy ho maro gny lasa voaloto amizay. \v 16Mitandrema ba sy hisy fizangazanga na olo sy zagnahary manahaky an'i Esao, ze namarosy gny fizokiany ho anigny hany raiky. \v 17Fa handrareo mahafatasy gny fa afaky izay, gny fa nagniry gny handova gny fitahia izy, dra nilavy, akory sy nahita hiriky amigny fibebaha izy, na dre nikasaky anizay tamin-dranomaso aza.