txy_heb_text_reg/11/17.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 17Tamigny finoa Abdrahama, gny fa nosapa, dra nanolosy an'Isaka. Io gny zanadahiny toka ze natolony, izy gny nahazo anireo fapanatena. \v 18Tamin'i Abrahama gny nizaka ho : " Amigny alalan'Isaka gny hanondroa anireo taranako." \v 19Abrahama dra nihevisy fa Zagnahary dra hahavita hananga an'Isaka amireo maty, dra amigny heviny amigny ohasy, boaky amin'ereo gny hahazoany anazy ndraiky.