txy_heb_text_reg/11/15.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 15Raha nieriserisy gny firenena ze nialany ereo, dra mety nana fahafa hihery. \v 16Fa manahaky anizay, nagniry firenena soasoa ereo, dra izay, gny agny an-dagnisy. Noho izay sy mahamegnasy an'Agnahary gny voatoka ho Zagnaharin'ereo, dra nagnoma tana ho anereo Izy.